Ny filôzôfia sy ny Siansa
Wednesday, May 23, 2007 4:55:00 PM
Izany hoe ny tsy fahazoana antoka amin'ny zavatra ataony dia manambara tsy fahafaham-po amin'ny zavatra vitany ka izany no mahatonga azy hikatsaka mandrakariva ny fandrosoana ary ny siansa dia tsy metafizika fa miainga amin'ny zava-misy izany hoe voaporofo araka ny zava-misy fa Ny filôzôfia kosa dia metafizika satria ny filôzôfia dia miainga avy amin'ny heritreritra (pensé) izany hoe fandalinana ara-tsaina ary misy ny filôzôfia ho fikarohana ny marina fa tsy mijoro manana ny fahamarinana
"Ny antony mampisy ny filôzôfia dia ho fikarohana ny marina fa tsy fananana ny marina"










Unregistered user # Friday, February 29, 2008 4:46:58 PM
Unregistered user # Friday, February 29, 2008 4:52:21 PM
Unregistered user # Friday, October 9, 2009 11:02:18 PM